Andro maneran-tany ho an’ny sakafo sy Andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy tantsaha eto Madagasikara
Journée mondiale de l’alimentation et Journée internationale de la femme rurale à Madagascar
Tompokovavy, Tompokolahy,
Hiara-hankalaza ny Andro maneran-tany ho an’ny sakafo sy ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy tantsaha isika eto Madagasikara, ny 14 sy 15 oktobra ho avy izao. Ny ivon’ny fankalazana dia hoatao ao amin’ny Lapan’ny Tanànan’Antananarivo koa anasàna antsika tsy an-kanavaka.
Indro mipaingotra ny FANASANA sy ny FANDAHARAM-POTOANA amin’izany roa andro izany. Hisy fampianarana sy fanentanana maro samihafa manodidina ny famokarana, fanodinana, fanjifana sy fihinanana sakafo maro singa mahavelona.
Misaotra mialoha ary manantena ny fahatongavantsika maro hiara-dia ho an’ny fanjarian-tsakafo eto Madagasikara.
Madame, Monsieur,
Nous vous prions de trouver ci-dessous votre INVITATION et le PROGRAMME de la célébration conjointe de la Journée mondiale de l’alimentation et de la Journée internationale de la femme rurale à Madagascar, qui se tiendra à l’Hotel de Ville de la Commune Urbaine d’Antananarivo les vendredi 14 et samedi 15 octobre 2022 prochains.
Vous remerciant par avance de votre présence qui rehaussera cet événement
Nous vous prions d’agréer nos meilleures salutations,